Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 21:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny Zanak'Isiraely: Iza amin'ny ferenen'Isiraely rehetra no tsy niakatra teo amin'ny fiangonana hanatona an'i Jehovah? fa efa nisy fianianana lehibe ny amin'izay tsy niakatra ho any amin'i Jehovah tany Mizpa hoe: Hatao maty tokoa izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21

Jereo Mpitsara 21:5 amin'ny teny manodidina.