Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 21:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanao izany ny taranak'i Benjamina ka samy naka vady araka ny isany tamin'ny mpandihy izay nosamboriny; dia nandeha izy ka niverina ho any amin'ny lovany ary namboatra ireo tanàna ireo ka nonina tao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21

Jereo Mpitsara 21:23 amin'ny teny manodidina.