Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 21:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fiangonana rehetra dia naniraka niteny tamin'ny taranak'i Benjamina, izay tao amin'ny harambato tao Rimona, ka niantso azy hihavana aminy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21

Jereo Mpitsara 21:13 amin'ny teny manodidina.