Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 20:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana tahaka ny olona iray ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Tsy hisy hankany amin'ny laintsika akory isika, ary tsy hisy hody any an-tranontsika akory.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:8 amin'ny teny manodidina.