Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 19:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifoha maraina ralehilahy ka namoha ny varavaran'ny trano, dia nivoaka handeha tamin'ny lalan-kalehany; ary, indro, ravehivavy vaditsindranony miampatra eo am-baravaran'ny trano, ary ny tanany eo amin'ny tokonana.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:27 amin'ny teny manodidina.