Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 19:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola nampifaly ny fony izy, indro, ny mponina tao an-tanàna, olona tena ratsy fanahy, dia nanodidina ny trano ka nandondona mafy ny varavarana ary niteny tamin'ilay lehilahy anti-panahy tompo-trano hoe: Avoahy ny lehilahy izay niditra ato an-tranonao, mba hahalalanay azy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:22 amin'ny teny manodidina.