Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 19:19 Malagasy Bible (MG1865)

kanefa misy mololo sy hanina ihany ho an'ny borikinay, sady misy mofo sy divay ho ahy sy ny ankizivavinao ary ho an'ny zatovo manaraka ny mpanomponao: tsy misy zavatra ilainay intsony.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:19 amin'ny teny manodidina.