Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 18:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy ireo naka izay zavatra efa nataon'i Mika sy ny mpisorona izay tao aminy, dia nankany Laisy ho any amin'ny olona mandry fahizay ka tsy manana ahiahy, dia namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ireo; ary ny tanàna nodorany tamin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:27 amin'ny teny manodidina.