Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 18:19 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ireo taminy: Mangina ianao, tampeno ny tananao ny vavanao, ka andeha hiaraka aminay, dia ho rainay sy mpisoronay ianao; moa tsara ho anao va ny ho mpisorona ho an'ny olona iray trano noho ny ho mpisorona amin'ny firenena iray sy ny foko iray amin'ny Isiraely?

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:19 amin'ny teny manodidina.