Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 17:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy tamin'ny reniny: Ilay sekely volafotsy zato amby arivo nalaina taminao, izay nasianao ozona sady nolazainao teo anatrehako, indro, ato amiko ny vola; izaho no naka azy. Dia hoy ny reniny: Hotahin'i Jehovah anie ny zanako.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 17

Jereo Mpitsara 17:2 amin'ny teny manodidina.