Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 17:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Mika taminy: Mitoera atỳ amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko, dia homeko sekely folo volafotsy isan-taona sy fitafiana ary hanina. Dia niditra ilay Levita.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 17

Jereo Mpitsara 17:10 amin'ny teny manodidina.