Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 16:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy lehilahy nanotrika ka nitoetra taminy tao an'efi-trano. Dia hoy ravehivavy tamin'i Samsona: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Dia notosany ny tady, tahaka ny fahamaiton'ny taretra rongony, raha lelafin'ny afo. Dia tsy fantatra ny heriny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:9 amin'ny teny manodidina.