Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 16:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Samsona niantso an'i Jehovah ka nanao hoe: Jehovah Tompo ô, mifona aminao aho, tsarovy aho, ka ampaherezo izao indray mandeha izao monja, ry Andriamanitra ô, hamaliako ny Filistina noho ny anankiray amin'ny masoko roa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:28 amin'ny teny manodidina.