Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 16:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa faly ny fony, dia hoy izy: Alao Samsona mba hanao laolao ho antsika. Dia nampaka an'i Samsona avy tao an-trano famatorana izy, ka nanao laolao teo anatrehan'ireo Samsona; ary nampitsanganiny teo anelanelan'ny andry izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:25 amin'ny teny manodidina.