Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 16:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nivory ireo andrianan'ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao fanatitra ho an'i Dagona andriamaniny sy hifaly; fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika Samsona fahavalontsika.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:23 amin'ny teny manodidina.