Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 15:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny Filistina: Iza no nanao izany? Ary nisy nanao hoe: Samsona, vinanton'ilay Timnita, satria ny rafozany efa nanome ny vadiny ho an'ny sakaizany. Dia niakatra ny Filistina ka nandoro an-dravehivavy sy ny ankohonan-drainy tamin'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15

Jereo Mpitsara 15:6 amin'ny teny manodidina.