Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 15:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony afaka kelikely, tamin'ny taom-pijinjana ny vary tritika, dia nitondra zanak'osy Samsona ho entiny mamangy ny vadiny, ka hoy izy: Hiditra ao amin'ny vadiko ao an-efi-trano aho. Nefa tsy namela azy hiditra ny rafozany,

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15

Jereo Mpitsara 15:1 amin'ny teny manodidina.