Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 14:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nalain'i Samsona izany ka nentiny teny an-tànany, dia nihinana teny am-pandehanana izy; ary nankany amin'ny rainy aman-dreniny izy, dia nanome azy, ka nihinana koa izy mivady; nefa tsy nambarany taminy fa tao amin'ny fatin'ilay liona no nangalany ny tantely.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:9 amin'ny teny manodidina.