Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 13:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Manoa nangataka tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Ry Tompo ô, aoka hankatỳ aminay indray ny lehilahin'Andriamanitra, ilay efa nirahinao, ka hampianatra anay ny hitondranay ny zaza izay ho teraka.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13

Jereo Mpitsara 13:8 amin'ny teny manodidina.