Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 13:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa, indro, hanan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy; ary tsy mba hokasihin-kareza ny lohany; fa ho Nazirita ho an'Andriamanitra hatrany an-kibo ny zaza; ary izy no hanomboka hamonjy ny Isiraely amin'ny tanan'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13

Jereo Mpitsara 13:5 amin'ny teny manodidina.