Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 13:23 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ny vadiny taminy: Raha sitrak'i Jehovah ny hahafaty antsika, dia tsy ho nety nandray fanatitra dorana sy fanatitra hohanina tamin'ny tanantsika akory Izy, ary tsy ho nampahita antsika izany zavatra rehetra izany, ary tsy ho nampandre antsika izany zavatra izany ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13

Jereo Mpitsara 13:23 amin'ny teny manodidina.