Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

dia hoy izy ireo taminy: Tonony ary ny hoe Shiboleta; fa hoy kosa izy: Siboleta, satria tsy nahay nanonona izany marina izy. Dia nisambotra azy ireo ka namono azy teo amin'ny fitàna ao Jordana; ary nahafatesana roa arivo sy efatra alina ny Efraimita tamin'izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 12

Jereo Mpitsara 12:6 amin'ny teny manodidina.