Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 12:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia maty Abdona, zanak'i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin'ny tanin'ny Efraima any amin'ny tany havoan'ny Amalekita.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 12

Jereo Mpitsara 12:15 amin'ny teny manodidina.