Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 11:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanolotra an'i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tànan'ny Isiraely, ka namely azy ireo; dia azon'ny Isiraely ny tanin'ny Amorita rehetra, mponina tany amin'izany tany izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:21 amin'ny teny manodidina.