Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 10:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanana zanakalahy telo-polo izay nitaingina zana-boriky telo-polo izy, ary izy ireo nanana tanàna telo-polo any amin'ny tany Gileada; ary atao hoe Havota-jaïra mandraka androany ireo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 10

Jereo Mpitsara 10:4 amin'ny teny manodidina.