Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 10:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nampahory anareo koa ny Sidoniana sy ny Amalekita ary ny Maonita, ka nitaraina tamiko ianareo, dia novonjeko tamin'ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 10

Jereo Mpitsara 10:12 amin'ny teny manodidina.