Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak'i Joda hiady amin'ny Kananita izay nonina tany amin'ny tany havoana sy tany amin'ny tany atsimo ary tany amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:9 amin'ny teny manodidina.