Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Adoni-bezeka: Mpanjaka fito-polo voatapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony no nitsindroka hanina teo ambanin'ny latabatro; ka mba tahaka ny nataoko ihany lahy ity no navalin'Andriamanitra ahy! Ary nentin'ireo ho any Jerosalema izy ka maty tany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:7 amin'ny teny manodidina.