Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nandeha ho any amin'ny tanin'ny Hetita ralehilahy, ka nanorina tanàna izy, ary ny anarany dia nataony hoe Lozy, ary mbola izany ihany no anarany mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:26 amin'ny teny manodidina.