Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:24 Malagasy Bible (MG1865)

ary nahita lehilahy anankiray nivoaka avy tao an-tanàna ny mpisafo ka nanao taminy hoe: Mba atoroy kely anay ny fidirana mankao an-tanàna, dia hamindra fo aminao izahay.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:24 amin'ny teny manodidina.