Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 1:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah nomba an'i Joda, ka dia azony ny tany havoana; nefa tsy naharoaka ny mponina teny amin'ny tany lemaka izy, satria nanana kalesy vy ireny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:19 amin'ny teny manodidina.