Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 9:3 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no fahoriana amin'izay rehetra atao atỳ ambanin'ny masoandro: Zavatra iray ihany no manjo ny olombelona rehetra, sady feno ratsy ny fon'ny zanak'olombelona, ka fahadalana no ao am-pony amin'ny andro iainany, ary nony afaka izany, dia ho any amin'ny maty izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 9

Jereo Mpitoriteny 9:3 amin'ny teny manodidina.