Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 9:16 Malagasy Bible (MG1865)

Koa hoy izaho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren'ny malahelo, ary ny teniny tsy mba henoina.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 9

Jereo Mpitoriteny 9:16 amin'ny teny manodidina.