Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 9:14 Malagasy Bible (MG1865)

Nisy vohitra kely sady vitsy olona, dia avy ny mpanjaka lehibe anankiray ka namely sy nanao fahirano azy ary nanao manda lehibe hamelezany azy.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 9

Jereo Mpitoriteny 9:14 amin'ny teny manodidina.