Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 8:17 Malagasy Bible (MG1865)

dia hitako avokoa ny asan'Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain'ny olona ny asa atao atỳ ambanin'ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 8

Jereo Mpitoriteny 8:17 amin'ny teny manodidina.