Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 6:3 Malagasy Bible (MG1865)

Na dia misy miteraka zaza zato aza sady tratrantitra, ka efa maro ny andro niainany, nefa tsy mba voky soa ny fanahiny, sady tsy mba alevina akory ny fatiny, dia hoy izaho: Ny tsy tonga volana dia tsara kokoa noho izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 6

Jereo Mpitoriteny 6:3 amin'ny teny manodidina.