Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 3:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ny zavatra rehetra samy nataony ho mendrika amin'ny fotoany avy; ary ny mandrakizay dia efa nataony tao am-pony, kanefa tsy hitan'ny olona ny asan'Andriamanitra hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 3

Jereo Mpitoriteny 3:11 amin'ny teny manodidina.