Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 2:3 Malagasy Bible (MG1865)

Nisaina tato am-poko hamalifaly ny nofoko tamin'ny divay aho (ny foko anefa mbola hitondra azy amin'ny fahendrena ihany) ary hitana ny fahadalana, mandra-pahitako izay tsara ho an'ny zanak'olombelona ka tokony hataony atỳ ambanin'ny lanitra amin'ny andro vitsy iainany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 2

Jereo Mpitoriteny 2:3 amin'ny teny manodidina.