Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 2:23 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena; eny, na dia amin'ny alina aza dia tsy manam-pitsaharana ny fony. Zava-poana koa izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 2

Jereo Mpitoriteny 2:23 amin'ny teny manodidina.