Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 2:21 Malagasy Bible (MG1865)

Fa misy olona izay misasatra amin'ny fahendrena sy ny fahalalana ary ny fahaizana, nefa ny olona izay tsy nisasatra tamin'izany akory no tsy maintsy hamelany azy ho lovany. Zava-poana sy faharatsiana lehibe koa izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 2

Jereo Mpitoriteny 2:21 amin'ny teny manodidina.