Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 2:11 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa nitodika aho nandinika ny asa rehetra nataon'ny tanako sy ny fisasarana izay nisasarako, ka, indreo, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany, fa tsy nisy nahasoa tatỳ ambanin'ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 2

Jereo Mpitoriteny 2:11 amin'ny teny manodidina.