Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 12:3 Malagasy Bible (MG1865)

fa amin'izay dia hangovitra ny mpiandry trano, ary hanjoko ny lehilahy matanjaka, ary hitsahatra ny ankizivavy mpitoto, satria efa vitsy ireo, ary ho maizina ny vehivavy mitsirika eo am-baravarankely,

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 12

Jereo Mpitoriteny 12:3 amin'ny teny manodidina.