Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 11:9 Malagasy Bible (MG1865)

Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao amin'izany rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 11

Jereo Mpitoriteny 11:9 amin'ny teny manodidina.