Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 11:6 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'ny maraina dia afafazo ny voanao, ary amin'ny hariva dia aza atsahatra ny tananao; fa tsy fantatrao izay ho vanona, na ny teo aloha, na ny teo aoriana, na angamba samy ho vanona avokoa izy roa tonta.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 11

Jereo Mpitoriteny 11:6 amin'ny teny manodidina.