Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitoriteny 10:20 Malagasy Bible (MG1865)

Aza manozona ny mpanjaka na dia amin'ny eritreritrao aza; ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao anatin'ny efi-trano fandrianao aza; fa na dia ny voro-manidina aza anie ka hitondra ny feo, ary na dia ny manana elatra dia hanambara ny teny.

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 10

Jereo Mpitoriteny 10:20 amin'ny teny manodidina.