Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 6:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena

Vakio ny toko manontolo Mika 6

Jereo Mika 6:8 amin'ny teny manodidina.