Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 6:6 Malagasy Bible (MG1865)

Inona no ho entiko manatona an'i Jehovah Sy miondrika eo anatrehan'Andriamanitra Izay any amin'ny avo? Hanatona Azy mitondra fanatitra dorana Sy ny ombilahy kely iray taona va aho?

Vakio ny toko manontolo Mika 6

Jereo Mika 6:6 amin'ny teny manodidina.