Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 5:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitsangana Izy hiandry ny ondriny amin'ny herin'i Jehovah. Sy amin'ny voninahitry ny anaran'i Jehovah Andriamaniny, Ka handry fahizay ireny, Fa izao dia ho lehibe hatrany amin'ny faran'ny tany Izy.

Vakio ny toko manontolo Mika 5

Jereo Mika 5:3 amin'ny teny manodidina.