Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 5:1 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ianao, ry Betlehema Efrata, Izay kely tsy tokony ho isan'ny arivon'i Joda akory, Dia avy ao aminao no hivoahan'Izay anankiray ho Mpanapaka ho Ahy ao amin'ny Isiraely; Hatry ny fahagola no efa nivoahany, dia hatrizay hatrizay.

Vakio ny toko manontolo Mika 5

Jereo Mika 5:1 amin'ny teny manodidina.