Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 3:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho kosa dia feno hery, dia ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany.

Vakio ny toko manontolo Mika 3

Jereo Mika 3:8 amin'ny teny manodidina.